plt_tn/act/28/25.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Rehefa nanomana ny hivoaka ireo mpitarika jiosy, dia nanonona ireo andinin-tSoratra Masina teo amin'ny Testamenta taloha i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitarika jiosy any Roma.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "ianareo" dia manondro ny olona izay niresahan'i Paoly. Ao amin'ny andininy faha-26, dia manomboka milaza an'i Isaia mpaminany i Paoly

taorian'ny nanambaran'i Paoly ity teny iray ity

DH: "taorian'ny nanambaran'i Paoly zavatra iray hafa" na "taorian'ny nanambaràn'i Paoly"

Ny Fanahy Masina dia niteny tsara ireo razanareo tamin'ny alalan'Isaia mpaminany. 26Hoy izy hoe: 'Mandehana any amin'ireo vahoaka ireo ary lazao hoe: "Amin'ny fihainoana no handrenesanareo, fa tsy hahatakatra; ary amin'ny fahitana no hahitanareo, fa tsy hahita

DH: "Ny Fanahy Masina dia niresaka tsara tamin'ny alalan'i Isaia mpaminany tamin'ny razanareo, tamin'ny nilazan'ny Fanahy tamin'i Isaia hoe:" Hihaino izy fa tsy hahafantatra, ary hahita fa tsy hahita"

fa tsy hahatakatra; ary amin'ny fahitana no hahitanareo, fa tsy hahita.

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Asongadin'izy ireo fa tsy hahatakatra ny drafitr'Andriamanitra ireo Jiosy.