plt_tn/act/28/23.md

595 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitarika jiosy any Roma.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "ny azy" ary "Izy" dia miantso an'i Paoly

nisafidy andro ho azy izy ireo

"nisafidy fotoana mba hiresahana amin'izy ireo"

nijoro vavolombelona momban'ny fanjakan'Andriamanitra

Ny "fanjakan'Andriamanitra" eto dia ny fitondran' Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy. DH: "nilaza tamin'izy ireo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra ho mpanjaka" na "nilaza tamin'izy ireo ny fomba hampisehoan'Andriamanitra ny tenany ho mpanjaka