# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo mpitarika jiosy any Roma. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "ny azy" ary "Izy" dia miantso an'i Paoly # nisafidy andro ho azy izy ireo "nisafidy fotoana mba hiresahana amin'izy ireo" # nijoro vavolombelona momban'ny fanjakan'Andriamanitra Ny "fanjakan'Andriamanitra" eto dia ny fitondran' Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy. DH: "nilaza tamin'izy ireo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra ho mpanjaka" na "nilaza tamin'izy ireo ny fomba hampisehoan'Andriamanitra ny tenany ho mpanjaka