plt_tn/act/28/16.md

801 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tonga tany Roma ho gadra i Paoly, saingy nanana fahafahana hijanona eo amin'ny toerany. Niantso ireo Jiosy teo an-toerana izy mba hanazava izay nitranga taminy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Lioka, izay nanoratra ny bokin'ny Asan'ny Apostoly sy i Paoly ary ireo niaraka taminy.

ireo lehilahy izay mpitarika teo amin'ireo Jiosy

Ireo dia mety ho olona Jiosy tsotra fotsiny na mpitondra relijiozy nanatrika tao Roma.

natolotra ho voafonja tany Jerosalema teo an-tanan'ny Romana

DH: "ny sasany tamin'ireo Jiosy nisambotra ahy tany Jerosalema ary nametraka ahy teo am-pelatanan'ny manam-pahefana romanina"

tsy nisy antony tokony hanamelohana ahy ho faty.

"Tsy nanao na inona na inona aho hamonon'izy ireo ahy"