plt_tn/act/28/13.md

495 B

Fampahfantarana amin'ny ankapobeny

Ny tsenan'i Apio sy ny Tranombahiny Telo dia tsenam-barotra malaza eo amin'ny làlambe antsoina hoe lalan'Apianina, 50 kilometatra atsimon'ny tanànan'i Roma.

Tamin'ny alalan'izany no nahatongavanay tany Roma

Rehefa tonga tany Potiolyi i Paoly, dia an-tanety ihany ny dia nankany Roma. DH: "Ary rehefa afaka fito andro, dia niakatra tany Roma izahay"

taorian'ny nandrenesan'izy ireo ny momba anay

"taorian'ny nandrenesan'izy ireo fa ho avy izahay"