# Fampahfantarana amin'ny ankapobeny Ny tsenan'i Apio sy ny Tranombahiny Telo dia tsenam-barotra malaza eo amin'ny làlambe antsoina hoe lalan'Apianina, 50 kilometatra atsimon'ny tanànan'i Roma. # Tamin'ny alalan'izany no nahatongavanay tany Roma Rehefa tonga tany Potiolyi i Paoly, dia an-tanety ihany ny dia nankany Roma. DH: "Ary rehefa afaka fito andro, dia niakatra tany Roma izahay" # taorian'ny nandrenesan'izy ireo ny momba anay "taorian'ny nandrenesan'izy ireo fa ho avy izahay"