plt_tn/act/28/05.md

16 lines
327 B
Markdown

# nanozongozona ilay biby ho anaty afo
"naninjitra ny tànany mba hilatsahan'ilay bibilava tao anaty afo"
# ho voan'ny tazo
halemy ny vatany noho ilay poizina bibilava
# niova hevitra izy ireo
DH: "niverina nandinika indray izy ireo"
# izy dia andriamanitra.
DH: "ary hoy izy, 'io lehilahy io dia mety ho andriamanitra"