plt_tn/act/28/05.md

327 B

nanozongozona ilay biby ho anaty afo

"naninjitra ny tànany mba hilatsahan'ilay bibilava tao anaty afo"

ho voan'ny tazo

halemy ny vatany noho ilay poizina bibilava

niova hevitra izy ireo

DH: "niverina nandinika indray izy ireo"

izy dia andriamanitra.

DH: "ary hoy izy, 'io lehilahy io dia mety ho andriamanitra"