plt_tn/act/27/30.md

8 lines
379 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny "ianareo" dia manondro ilay kapiteny sy ireo miaramila Raomanina.
# lakana famonjena aina
ty dia sambo kely kokoa izay indraindray sarihina ao ambadiky ny sambo ary indraindray dia nentina teny ambony sambo izy ary afatotra. Ny sambo kely kokoa dia nampiasaina noho ny antony isan-karazany, anisan'izany ny filetehan'ny sambo iray