# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny "ianareo" dia manondro ilay kapiteny sy ireo miaramila Raomanina. # lakana famonjena aina ty dia sambo kely kokoa izay indraindray sarihina ao ambadiky ny sambo ary indraindray dia nentina teny ambony sambo izy ary afatotra. Ny sambo kely kokoa dia nampiasaina noho ny antony isan-karazany, anisan'izany ny filetehan'ny sambo iray