plt_tn/act/27/27.md

436 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nitohy hatrany ny oram-baratra.

Rehefa tonga ny alina faha-efatra ambin'ny folo

DH: "Taorian'ny 14 andro taorian'ny nanombohan'ny orambe, tamin'io alina io"

ny ranomasin'ny Adrea

Ranomasina eo anelanelan'Italia sy Gresy.

naka refin-drano

"Nandrefy ny halalin'ny rano mena izy ireo" Nandrefy ny halalin'ny rano izy ireo tamin'ny fandatsahana tady hijerena ny fiafaran'ilay izy anaty rano.