plt_tn/act/27/27.md

16 lines
436 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nitohy hatrany ny oram-baratra.
# Rehefa tonga ny alina faha-efatra ambin'ny folo
DH: "Taorian'ny 14 andro taorian'ny nanombohan'ny orambe, tamin'io alina io"
# ny ranomasin'ny Adrea
Ranomasina eo anelanelan'Italia sy Gresy.
# naka refin-drano
"Nandrefy ny halalin'ny rano mena izy ireo" Nandrefy ny halalin'ny rano izy ireo tamin'ny fandatsahana tady hijerena ny fiafaran'ilay izy anaty rano.