plt_tn/act/27/12.md

550 B

Satria ao amin'ny seranana dia tsy mora raha hijanonana mandritry ny ririnina

DH: "Azonao atao ny manambara mazava ny antony maha sarotra ny fijanonana ao amin'ny seranana. DH: "ny seranana dia tsy niaro tanteraka ireo sambo miantsona eo nandritra ny ririnina"

'ny seranana

toerana iray manakaiky tany izay tsy azo antoka ho an'ny sambo

manatrika ny mianavaratra-andrefana sy ny mianatsimo-andrefana izany

Midika izany fa ny tanàna dia miatrika ny fitsokan'ny rivotra. Ka dia namely ny tanàna ny rivotra avy any avaratra sy andrefana.