# Satria ao amin'ny seranana dia tsy mora raha hijanonana mandritry ny ririnina DH: "Azonao atao ny manambara mazava ny antony maha sarotra ny fijanonana ao amin'ny seranana. DH: "ny seranana dia tsy niaro tanteraka ireo sambo miantsona eo nandritra ny ririnina" # 'ny seranana toerana iray manakaiky tany izay tsy azo antoka ho an'ny sambo # manatrika ny mianavaratra-andrefana sy ny mianatsimo-andrefana izany Midika izany fa ny tanàna dia miatrika ny fitsokan'ny rivotra. Ka dia namely ny tanàna ny rivotra avy any avaratra sy andrefana.