plt_tn/act/26/01.md

20 lines
674 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nentin'i Festo teo anatrehan'ny Mpanjaka Agripa i Paoly. Ao amin'ny andininy faha-2 i Paoly dia niaro ny tenany teo anatrehan'ny mpanjaka Agripa.
# Agripa
Agripa no mpanjaka tao Palestina tamin'izany, na izany aza izy dia nanjaka teo amin'ny faritra vitsivitsy ihany.
# naninjitra ny tanany
"nanao fihetsika tamin'ny tanany teo anoloan'ny vahoaka mba hisarihana ny mason'izy ireo"
# nanao ny fiarovan-tenany
DH: "nanomboka niaro ny tenany teo anatrehan'ireo izay niapanga azy izy"
# "Maneho ny tenako toy ny faly aho
Tena faly i Paoly satria nanararaotra ny fijoroany teo anatrehan'i Agripa mba hiresahana momban'ny filazantsara.