# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nentin'i Festo teo anatrehan'ny Mpanjaka Agripa i Paoly. Ao amin'ny andininy faha-2 i Paoly dia niaro ny tenany teo anatrehan'ny mpanjaka Agripa. # Agripa Agripa no mpanjaka tao Palestina tamin'izany, na izany aza izy dia nanjaka teo amin'ny faritra vitsivitsy ihany. # naninjitra ny tanany "nanao fihetsika tamin'ny tanany teo anoloan'ny vahoaka mba hisarihana ny mason'izy ireo" # nanao ny fiarovan-tenany DH: "nanomboka niaro ny tenany teo anatrehan'ireo izay niapanga azy izy" # "Maneho ny tenako toy ny faly aho Tena faly i Paoly satria nanararaotra ny fijoroany teo anatrehan'i Agripa mba hiresahana momban'ny filazantsara.