plt_tn/act/23/01.md

730 B

Fampifandraisana amin'ny foto-kevitra

Paoly dia mijoro eo anoloan'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpikambana ao amin'ny filankevitra.

izaho dia efa niaina teo anatrehan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara rehetra mandraka androany

"Fantatro fa na dia hatramin'izao andro izao aza aho dia nanao izay tian'Andriamanitra ho ataoko"

rindrina voalalotra fotsy

DH: "rindrina miloko fotsy"

Ianao ve dia mipetraka hitsara ahy amin'ny lalàna, nefa mandidy ahy mba ho kapohina, tsy araka ny lalàna?

Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hanondroana ny fihatsarambelatsihin'i Ananias. DH: "Mipetraka ianao mba hitsara ... manohitra ny lalàna."

mandidy ahy mba ho kapohina

DH: "mandidy ny olona hikapoka ahy"