plt_tn/act/23/01.md

20 lines
730 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana amin'ny foto-kevitra
Paoly dia mijoro eo anoloan'ireo lohan'ny mpisorona sy ireo mpikambana ao amin'ny filankevitra.
# izaho dia efa niaina teo anatrehan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara rehetra mandraka androany
"Fantatro fa na dia hatramin'izao andro izao aza aho dia nanao izay tian'Andriamanitra ho ataoko"
# rindrina voalalotra fotsy
DH: "rindrina miloko fotsy"
# Ianao ve dia mipetraka hitsara ahy amin'ny lalàna, nefa mandidy ahy mba ho kapohina, tsy araka ny lalàna?
Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hanondroana ny fihatsarambelatsihin'i Ananias. DH: "Mipetraka ianao mba hitsara ... manohitra ny lalàna."
# mandidy ahy mba ho kapohina
DH: "mandidy ny olona hikapoka ahy"