plt_tn/act/21/12.md

759 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Lioka sy ireo mpino hafa akotran'i Paoly.

Inona no ataonareo, mitomany sy mandratra ny foko

Nametraka ity fanontaniana ity i Paoly mba hampisehoana amin'ireo mpino fa tsy tokony hitsahatra handresy lahatra azy izy ireo. DH: "Atsaharo izay ataonareo. Ny tomaninareo dia mandratra ny foko"

amin'ny anaran'i Tompo Jesosy

Eto ny "anarana" dia manondro ny tenan'i Jesosy. DH: "noho ny amin'i Jesosy Tompo" na "satria mino an'i Jesosy Tompo aho"

tsy naniry ny horesen-dahatra

DH: ": "tsy naniry ny handresenayy lahatra azy tsy hankany Jerosalema"

Aoka ho tanteraka ny sitra-pon'ny Tompo

DH: "Aoka hitranga avokoa ny zava-drehetra araka ny efa nanomanan'ny Tompo azy"