plt_tn/act/21/12.md

20 lines
759 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izahay" dia manondro an'i Lioka sy ireo mpino hafa akotran'i Paoly.
# Inona no ataonareo, mitomany sy mandratra ny foko
Nametraka ity fanontaniana ity i Paoly mba hampisehoana amin'ireo mpino fa tsy tokony hitsahatra handresy lahatra azy izy ireo. DH: "Atsaharo izay ataonareo. Ny tomaninareo dia mandratra ny foko"
# amin'ny anaran'i Tompo Jesosy
Eto ny "anarana" dia manondro ny tenan'i Jesosy. DH: "noho ny amin'i Jesosy Tompo" na "satria mino an'i Jesosy Tompo aho"
# tsy naniry ny horesen-dahatra
DH: ": "tsy naniry ny handresenayy lahatra azy tsy hankany Jerosalema"
# Aoka ho tanteraka ny sitra-pon'ny Tompo
DH: "Aoka hitranga avokoa ny zava-drehetra araka ny efa nanomanan'ny Tompo azy"