plt_tn/act/21/10.md

28 lines
943 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Izany dia mitantara momba ny faminaniana iray nataon'i Paoly tao Kaisaria tamin'ny mpaminany Agabo.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izahay" sy "anay" dia manondro an'i Lioka sy Paoly ary ireo niaraka taminy.
# nisy mpaminany anankiray
Izany dia mampiditra olona vaovao ao amin'ny tantara.
# Agabo
Agabo dia lehilahy iray avy any Jodia.
# Hoy ny Fanahy Masina, 'dia ho toy izao no hamatoran' ireo Jiosy any Jerosalema ny lehilahy izay tompon'ity fehin-kibo ity, ary hanolotra azy eo an-tanan'ireo Jentilisa.'"
DH: "'Ny Fanahy Masina dia milaza fa ho toy izany no hamatoran'ireo Jiosy any Jerosalema ... ireo Jentilisa."
# ireo Jiosy
Izany dia tsy manondro ny Jiosy rehetra fa ireo olona izay nanao izany ihany. DH: "ireo mpitondra jiosy" na "ny sasany tamin'ny Jiosy"
# Ireo Jentilisa
Izany dia ireo manampahefana teo amin'ny Jentilisa. DH: "ireo Jentilisa manampahefana"