# Fampifandraisana ny foto-kevitra Izany dia mitantara momba ny faminaniana iray nataon'i Paoly tao Kaisaria tamin'ny mpaminany Agabo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izahay" sy "anay" dia manondro an'i Lioka sy Paoly ary ireo niaraka taminy. # nisy mpaminany anankiray Izany dia mampiditra olona vaovao ao amin'ny tantara. # Agabo Agabo dia lehilahy iray avy any Jodia. # Hoy ny Fanahy Masina, 'dia ho toy izao no hamatoran' ireo Jiosy any Jerosalema ny lehilahy izay tompon'ity fehin-kibo ity, ary hanolotra azy eo an-tanan'ireo Jentilisa.'" DH: "'Ny Fanahy Masina dia milaza fa ho toy izany no hamatoran'ireo Jiosy any Jerosalema ... ireo Jentilisa." # ireo Jiosy Izany dia tsy manondro ny Jiosy rehetra fa ireo olona izay nanao izany ihany. DH: "ireo mpitondra jiosy" na "ny sasany tamin'ny Jiosy" # Ireo Jentilisa Izany dia ireo manampahefana teo amin'ny Jentilisa. DH: "ireo Jentilisa manampahefana"