plt_tn/act/21/03.md

309 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Lioka, Paoly, ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo.

Tamin'ny alalan'ny Fanahy dia nandresy lahatra an'i Paoly hatrany izy ireo

"Ireo mpino ireo dia nilaza tamin'i Paoly ny zavatra nambaran'ny Fanahy Masina tamin'izy ireo"