plt_tn/act/21/03.md

8 lines
309 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "isika" dia manondro an'i Lioka, Paoly, ary ireo izay niara-dia tamin'izy ireo.
# Tamin'ny alalan'ny Fanahy dia nandresy lahatra an'i Paoly hatrany izy ireo
"Ireo mpino ireo dia nilaza tamin'i Paoly ny zavatra nambaran'ny Fanahy Masina tamin'izy ireo"