plt_tn/act/20/04.md

673 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Niverina namonjy ilay vondrona i Lioka mpamorona ny Asan'ny Apostoly. Eto ny teny "isika" ary "izahay" dia manondro an'i Lioka sy Paoly.

Sopatera ... Pyro ... Sekondo ... Tykiko ... Trofino

Ireo dia anaran-dehilahy.

Beria ... Derbia ... Troasy

Ireo dia anaran-toerana.

Aristarko ... Gayo

Ireo dia anaran-dehilahy

ireo lehilahy ireo efa nialoha anay

"ireo lehilahy ireo dia efa nandeha talohanay"

ny andro fihinanana mofo tsy masira

Io dia manondro ny fotoana firavoravoan'ireo relijiozy Jiosy mandritran'ny vanim-potoana ny Paska.