# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Niverina namonjy ilay vondrona i Lioka mpamorona ny Asan'ny Apostoly. Eto ny teny "isika" ary "izahay" dia manondro an'i Lioka sy Paoly. # Sopatera ... Pyro ... Sekondo ... Tykiko ... Trofino Ireo dia anaran-dehilahy. # Beria ... Derbia ... Troasy Ireo dia anaran-toerana. # Aristarko ... Gayo Ireo dia anaran-dehilahy # ireo lehilahy ireo efa nialoha anay "ireo lehilahy ireo dia efa nandeha talohanay" # ny andro fihinanana mofo tsy masira Io dia manondro ny fotoana firavoravoan'ireo relijiozy Jiosy mandritran'ny vanim-potoana ny Paska.