plt_tn/act/19/38.md

24 lines
830 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Namarana ny resany tamin'ny vahoaka ny mpitan-tsoratra tao an-tanàna.
# manana fiampangana manohitra ny tsirairay
DH: "Te hitory olona"
# solontena
"ireo solontena" dia manondro ireo mpisolotena ny fanjakana Romanina izay mandray fanapahan-kevitra ara-dàlana ao amin'ny fitsarana.
# Avelao izy ireo hifampiampanga
Io dia tsy midika fa i Demetrio sy ireo niaraka taminy dia ifampitory fa io dia toerana izay natao hiresahan'ny olona ny fiampangan'izy ireo amin'ny ankapobeny. DH: "Afaka mifampitory ny olona tao"
# Fa raha mitady zavatra momba ny olana hafa ianareo
"Fa raha manana zavatra hafa ho resahina ianareo"
# tandindomin-doza ho voampanga mikasika an'io andron'ny tabataba io
DH: "tandindomin-doza amin'ny fiampangan'ny fahefana Romanina antsika amin'ny andron'ny tabataba"