plt_tn/act/19/38.md

830 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Namarana ny resany tamin'ny vahoaka ny mpitan-tsoratra tao an-tanàna.

manana fiampangana manohitra ny tsirairay

DH: "Te hitory olona"

solontena

"ireo solontena" dia manondro ireo mpisolotena ny fanjakana Romanina izay mandray fanapahan-kevitra ara-dàlana ao amin'ny fitsarana.

Avelao izy ireo hifampiampanga

Io dia tsy midika fa i Demetrio sy ireo niaraka taminy dia ifampitory fa io dia toerana izay natao hiresahan'ny olona ny fiampangan'izy ireo amin'ny ankapobeny. DH: "Afaka mifampitory ny olona tao"

Fa raha mitady zavatra momba ny olana hafa ianareo

"Fa raha manana zavatra hafa ho resahina ianareo"

tandindomin-doza ho voampanga mikasika an'io andron'ny tabataba io

DH: "tandindomin-doza amin'ny fiampangan'ny fahefana Romanina antsika amin'ny andron'ny tabataba"