plt_tn/act/19/35.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ny mpitan-tsoratr'i Efesosy dia niteny mba hampangina ny vahoaka.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "ianareo" dia manondro ny lehilahy rehetra izay avy any Efesosy.
# Ianao olon'ny Efesiosy, olona iza no teo ka tsy nahafantatra fa ny tanànan'ny Efesiana dia mpiambina ny tempolin'ny Diana lehibe sy ny sary izay nilatsaka avy any an-danitra?
Nametraka ity fanontaniana ity ilay mpitan-tsoratra mba hanomezana toky ireo vahoaka izay marina sy hampionona azy ireo. DH: "Fantatry ny olona rehetra fa ny tanànan'ny Efesiana dia mpiambina ny tempoly ... lanitra."
# iza no teo ka tsy nahafantatra
Ny mpitan-tsoratry ny tanàna dia mampiasa "tsy" mba hanamafisana fa efa fantatr'izy rehetra izany.
# mpiambina ny tempoly
Nanohy ny fiambeanana ny tempolin'i Diana ny vahoaka Efesiana.
# hita avy eo fa tsy azo lavina ireo zavatra ireo
"Nanomboka hatramin'ny nahafantaranareo ireo zavatra ireo"
# hanao na inona na inona tsy am-piheverana
"Aza manao zavatra raha mbola tsy nanam-potoana hieritreretana izany mialoha"
# lehilahy ireo
Ny teny "ireo lehilahy ireo" dia manondro an' Gaio sy Aristarko