plt_tn/act/19/35.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ny mpitan-tsoratr'i Efesosy dia niteny mba hampangina ny vahoaka.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "ianareo" dia manondro ny lehilahy rehetra izay avy any Efesosy.

Ianao olon'ny Efesiosy, olona iza no teo ka tsy nahafantatra fa ny tanànan'ny Efesiana dia mpiambina ny tempolin'ny Diana lehibe sy ny sary izay nilatsaka avy any an-danitra?

Nametraka ity fanontaniana ity ilay mpitan-tsoratra mba hanomezana toky ireo vahoaka izay marina sy hampionona azy ireo. DH: "Fantatry ny olona rehetra fa ny tanànan'ny Efesiana dia mpiambina ny tempoly ... lanitra."

iza no teo ka tsy nahafantatra

Ny mpitan-tsoratry ny tanàna dia mampiasa "tsy" mba hanamafisana fa efa fantatr'izy rehetra izany.

mpiambina ny tempoly

Nanohy ny fiambeanana ny tempolin'i Diana ny vahoaka Efesiana.

hita avy eo fa tsy azo lavina ireo zavatra ireo

"Nanomboka hatramin'ny nahafantaranareo ireo zavatra ireo"

hanao na inona na inona tsy am-piheverana

"Aza manao zavatra raha mbola tsy nanam-potoana hieritreretana izany mialoha"

lehilahy ireo

Ny teny "ireo lehilahy ireo" dia manondro an' Gaio sy Aristarko