plt_tn/act/19/33.md

302 B

nanao fihetsika tamin'ny tanany i Aleksandra, te hanome fanazavana

Azonao atao ny manazava fa niezaka ny nampangina ireo vahoaka i Aleksandra. DH: "nanao fihetsika tamin'ireo mpanatrika mba hangina ka hahafahany manazava"

hanome fanazavana

Te hiteny izy, kanefa tsy mazava tsara izay holazainy.