# nanao fihetsika tamin'ny tanany i Aleksandra, te hanome fanazavana Azonao atao ny manazava fa niezaka ny nampangina ireo vahoaka i Aleksandra. DH: "nanao fihetsika tamin'ireo mpanatrika mba hangina ka hahafahany manazava" # hanome fanazavana Te hiteny izy, kanefa tsy mazava tsara izay holazainy.