plt_tn/act/19/18.md

16 lines
525 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no mamarana ny tantaran'ireo Jiosy.
# nitondra ny bokin'izy ireo
"Nanangona ny bokin'izy ireo." Ny teny hoe "boky" dia manondro horonam-taratasy izay nanoratana ireo raikipohy sy fiantsoana ny any ankoatra.
# farantsa volafotsy
Ny "volafotsy iray" dia ny karama sahaza ho an'ny mpiasa iray ao anatin'ny iray andro.
# Ka niely fatratra tamin'ny fomba matanjaka ny tenin'ny Tompo.
"Noho ireo asa mafy ireo dia nihamaro hatrany ny olona nandre ilay hafatra momba an'i Jesosy Tompo"