plt_tn/act/19/18.md

525 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no mamarana ny tantaran'ireo Jiosy.

nitondra ny bokin'izy ireo

"Nanangona ny bokin'izy ireo." Ny teny hoe "boky" dia manondro horonam-taratasy izay nanoratana ireo raikipohy sy fiantsoana ny any ankoatra.

farantsa volafotsy

Ny "volafotsy iray" dia ny karama sahaza ho an'ny mpiasa iray ao anatin'ny iray andro.

Ka niely fatratra tamin'ny fomba matanjaka ny tenin'ny Tompo.

"Noho ireo asa mafy ireo dia nihamaro hatrany ny olona nandre ilay hafatra momba an'i Jesosy Tompo"