plt_tn/act/19/03.md

656 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "izy ireo" sy "ianareo" eto dia manondro ireo mpianatra sasany tao amin'ny tanànan'i Efesosy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Jaona

Tao amin'ny inona ary izany no nanaovana batisa anareo?"

DH: "Batisa toy ny ahoana no noraisinao?"

Tamin'ny batisan'i Jaona

DH: "Nahazo ny karazana batisa izay nampianarin'i Jaona izahay"

'ny batisan'ny fibebahan

DH: "ilay batisa nangatahin'ny olona rehefa te hibebaka"

ilay iray izay ho tonga

Eto ny "ilay iray"dia manondro an'i Jesosy.

ho tonga aoriany

Izany dia midika fa hoavy aorian'i Jaona Mpanao Batisa.