plt_tn/act/19/03.md

28 lines
656 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" sy "ianareo" eto dia manondro ireo mpianatra sasany tao amin'ny tanànan'i Efesosy.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Jaona
# Tao amin'ny inona ary izany no nanaovana batisa anareo?"
DH: "Batisa toy ny ahoana no noraisinao?"
# Tamin'ny batisan'i Jaona
DH: "Nahazo ny karazana batisa izay nampianarin'i Jaona izahay"
# 'ny batisan'ny fibebahan
DH: "ilay batisa nangatahin'ny olona rehefa te hibebaka"
# ilay iray izay ho tonga
Eto ny "ilay iray"dia manondro an'i Jesosy.
# ho tonga aoriany
Izany dia midika fa hoavy aorian'i Jaona Mpanao Batisa.