plt_tn/act/18/14.md

8 lines
240 B
Markdown

# lalànareo manokana
Eto ny "lalàna " dia manondro ilay lalàn i Mosesy ary indrindra ireo fomba Jiosy tamin'ny andron'i Paoly.
# Izaho tsy maniry ny ho mpitsara izany raharaha izany.
"izaho dia tsy hitsara momban'ireo raharaha ireo"