# lalànareo manokana Eto ny "lalàna " dia manondro ilay lalàn i Mosesy ary indrindra ireo fomba Jiosy tamin'ny andron'i Paoly. # Izaho tsy maniry ny ho mpitsara izany raharaha izany. "izaho dia tsy hitsara momban'ireo raharaha ireo"