plt_tn/act/18/07.md

664 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny voalohany hoe "azy" dia manondro an'i Titosys Josto. Ny teny faharoa hoe "azy" dia manondro an'i Krispo.

manompo an'Andriamanitra

Ny mpivavaka amin'Andriamanitra dia Jentilisa izay mankalaza an'Andriamanitra ary manaraka azy saingy tsy voatery hankatò ny lalàna jiosy rehetra.

mpitarika ny synagoga,

Olona izay manohana sy mitantana ny synagoga, tsy voatery ho mpampianatra.

rehetra izay nipetraka tao amin'ny tranony

Eto ny trano" dia manondro ireo olona. DH: "ireo olona izay nipetraka niaraka taminy tao an-tranony"