plt_tn/act/18/07.md

20 lines
664 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Paoly.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny voalohany hoe "azy" dia manondro an'i Titosys Josto. Ny teny faharoa hoe "azy" dia manondro an'i Krispo.
# manompo an'Andriamanitra
Ny mpivavaka amin'Andriamanitra dia Jentilisa izay mankalaza an'Andriamanitra ary manaraka azy saingy tsy voatery hankatò ny lalàna jiosy rehetra.
# mpitarika ny synagoga,
Olona izay manohana sy mitantana ny synagoga, tsy voatery ho mpampianatra.
# rehetra izay nipetraka tao amin'ny tranony
Eto ny trano" dia manondro ireo olona. DH: "ireo olona izay nipetraka niaraka taminy tao an-tranony"