plt_tn/act/17/13.md

566 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Atena dia nidina ny morontsiraka avy any Barea any Makedonia. Anisan'ny tanàna manan-danja indrindra any Gresy i Atena.

nandeha teny izy ireo ary nampitabataba sy nampikorontana

DH: "nandeha tany ary nanakorontana" na "nandeha tany ary nanelingelina"

rahalahy

ny teny "rahalahy" eto dia manondro ireo mpino lehilahy aman-behivavy. DH: "Mpino"

ho any an-dranomasina

"mankany amin'ny morontsiraka." Avy eto i Paoly dia mety hiatsambo any amin'ny tanàna hafa.

izay nitarika an'i Paoly

"izay nanaraka an'i Paoly"