plt_tn/act/17/13.md

20 lines
566 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Atena dia nidina ny morontsiraka avy any Barea any Makedonia. Anisan'ny tanàna manan-danja indrindra any Gresy i Atena.
# nandeha teny izy ireo ary nampitabataba sy nampikorontana
DH: "nandeha tany ary nanakorontana" na "nandeha tany ary nanelingelina"
# rahalahy
ny teny "rahalahy" eto dia manondro ireo mpino lehilahy aman-behivavy. DH: "Mpino"
# ho any an-dranomasina
"mankany amin'ny morontsiraka." Avy eto i Paoly dia mety hiatsambo any amin'ny tanàna hafa.
# izay nitarika an'i Paoly
"izay nanaraka an'i Paoly"