plt_tn/act/16/37.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
ny teny "izahay" dia manondro an'i Paoly sy Silasy ihany.
# niteny tamin' izy ireo
DH: "niteny tamin'ilay mpiambina"
# Nikapoka anay ampahibemaso tsy nisy fitsarana izy ireo
Eto "izy ireo" dia manondro ireo mpitsara izay nandidy ny miaramilany hikapoka azy ireo. DH: "Nandidy ny miaramilany ny mpitsara mba hikapoka anay am-pahibemaso"
# tian'izy ireo ho alefa an-tsokotsoko ve izahay
Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hanamafisana fa izy dia tsy hanaiky ny fandefasana azy ireo an-tsokosoko hiala ny tanàna taorian'ny nampijaliana azy sy Silasy. DH: "Izaho dia tsy hamela azy ireo handrokantsika an-tsokosoko hiala ny tanàna!"
# Aoka ny tenan'izy ireo no ho tonga
Eto ny "tenany" dia nampiasaina ho fanamafisana.
# raha vao nandre izy ireo fa romanina i Paoly sy Silasy, dia natahotra
Ny hoe Romana dia midika fa olom-pirenena ara-dalàna ao amin'ny Fanjakana. Ny zom-pirenena dia nanome fahafahana amin'ny fampijaliana sy ny zo ho amin'ny fitsarana marina. Natahotra ireo mpitarika tao an-tanàna fa ny manam-pahefana romana lehibe dia mety hahafantatra hoe nanao ahoana ny fampijalian'ny mpitondra tao an'i Paul sy Silasy.