plt_tn/act/16/25.md

352 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity dia manohy ny tantaran'i Paoly sy Silasy tao amin'ny fonjan'i Filipy ary mitantara izay nanjo ilay mpiandry fonja.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "izy ireo" dia manondro an'i Paoly sy Silasy.

ny fototry ny fonja

Rehefa nihozongozona ny fototra dia hihozongozona hatramin'ny fonja manontolo.