# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity dia manohy ny tantaran'i Paoly sy Silasy tao amin'ny fonjan'i Filipy ary mitantara izay nanjo ilay mpiandry fonja. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy ireo" dia manondro an'i Paoly sy Silasy. # ny fototry ny fonja Rehefa nihozongozona ny fototra dia hihozongozona hatramin'ny fonja manontolo.