plt_tn/act/16/22.md

590 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy ireo" na "azy ireo"

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "izy ireo" dia manondro ireo miaramila.

nandidy azy ireo mba ho kapohina amin'ny hazo

"nandidy ireo miaramila hikapoka azy ireo amin'ny Hazo"

nokapohin'ireo mafy izy ireo

"nokapohin'izy ireo imbetsaka tamin'ny rantsan-kazo"

nandidy ny mpiandry tranomaizina mba hiambina mafy azy ireo

"niteny tamin'ilay mpiandry fonja mba tsy hamela azy ireo hitsoaka"

nofatorany teo amin'ny hazo ny tongotr'izy ireo

namatotra ny tongon'izy ireo teo amin'ny hazo