# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy ireo" na "azy ireo" # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy ireo" dia manondro ireo miaramila. # nandidy azy ireo mba ho kapohina amin'ny hazo "nandidy ireo miaramila hikapoka azy ireo amin'ny Hazo" # nokapohin'ireo mafy izy ireo "nokapohin'izy ireo imbetsaka tamin'ny rantsan-kazo" # nandidy ny mpiandry tranomaizina mba hiambina mafy azy ireo "niteny tamin'ilay mpiandry fonja mba tsy hamela azy ireo hitsoaka" # nofatorany teo amin'ny hazo ny tongotr'izy ireo namatotra ny tongon'izy ireo teo amin'ny hazo