plt_tn/act/16/04.md

667 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "izy ireo" eto dia manondro an'i Paoly sy Silasy (15:39) ary i Timoty (16:1).

nanolotra

"Niteny ireo mpino tao am-piangonana izy ireo"

ireo mpino mba hankatoa

"ho an'ireo mpikambana ao am-piangonana mba hankatoa" na "ho an'ireo mpino mba hankatoa"

izay nosoratan'ny Apostoly sy ny loholona tao Jerosalema

DH: "Izay nosoratan'ireo Apostoly sy loholona"

niha-natanjaka tamin'ny finoana ny fiangonana ary nitombo isa isan'andro

DH: "Nanatanjaka ny finoan'ireo mpino, ary nihamaro hatrany ny olona isan'andro no tonga mba ho mpino "

ireo fiangonana

eto izany dia manambara ireo mpino tao am-piangonana.