plt_tn/act/16/04.md

24 lines
667 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" eto dia manondro an'i Paoly sy Silasy (15:39) ary i Timoty (16:1).
# nanolotra
"Niteny ireo mpino tao am-piangonana izy ireo"
# ireo mpino mba hankatoa
"ho an'ireo mpikambana ao am-piangonana mba hankatoa" na "ho an'ireo mpino mba hankatoa"
# izay nosoratan'ny Apostoly sy ny loholona tao Jerosalema
DH: "Izay nosoratan'ireo Apostoly sy loholona"
# niha-natanjaka tamin'ny finoana ny fiangonana ary nitombo isa isan'andro
DH: "Nanatanjaka ny finoan'ireo mpino, ary nihamaro hatrany ny olona isan'andro no tonga mba ho mpino "
# ireo fiangonana
eto izany dia manambara ireo mpino tao am-piangonana.