plt_tn/act/15/15.md

44 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jakoba dia nindrana ny tenin'ny mpaminany Amosy tao amin'ny Testamenta Taloha.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny "Izaho"dia manondro an'Andriamanitra izay miresaka amin'ny alalan'ny tenin'ireo Mpaminaniny.
# Ireo tenin'ireo mpaminany dia momba izany
Eto ny "teny" dia midika ho hafatra. DH: "hekeo izay voalazan'ireo mpaminany" na "neken'ireo mpaminany"
# momba izany
"manamafy izany fahamarinana izany"
# araka ny voasoratra
DH: "araka ny voasoratr'izy ireo" na "araka ny nosoratan'i Amosy mpaminany tany aloha"
# hanangana indray ny trano lain'i Davida aho, izay efa nianjera
Izany dia miresaka momba ny nofidin'Andriamanitra ny taranak'i Davida hanapaka ny vahoakany, toy ny hoe nanangana tranolay indray izy taorian'ny nianjerany.
# lay
eto ny "lay" dia midika ny fianakavian' i Davida.
# mba hitady ny Tompo ireo olona sisa tavela
Izany dia miresaka momba ny olona te hankatò an'Andriamanitra sy hianatra bebe kokoa momba azy, toy ny hoe mitady azy ara-bakiteny.
# mba hitady ny Tompo
Niresaka momban'ny tenany i Andriamanitra.
# ao anatin'izany ireo Jentilisa rehetra izay antsoina amin'ny anarako
DH: "ao anatin'izany ireo Jentilisa rehetra izay Ahy"
# ny anarako
Eto "ny anarako" dia manambara an'Andriamanitra.